← Retour aux projets
Réfection Route Boulevard Joffre
Avancement du projet
100%
Niditra tamin'ny fisavana ny atontan-taratsin''ireo Tuc-tuc sy Cyclo-pousse miasa eto an-tapotananan'i Toamasina ny "Direction Transport" eto anivon'ny Commune Urbaine Toamasina. Niroso tamin'ny fanasaziana avy hatrany ny Fiadidina ny tanana satria efa tapitra ny fe-potoana Nomena azy ireo mba ahafahana mikirakira ny atontan-taratasy.
Statut: termine